A.I.Z.A
Alaliniko, Iainako, Zaraiko, Arovako
ny finoako



 
Fotoana manaraka
Alahady 06 Janoary 2013
Epifania
(Taona D)
 
Manentana
Biraom-Piangonana
 
4 ora tolak'andro
(16h00)
 
Chapelle Saint Paul
171, boulevard Brune
Paris 14e

VAOVAO FARANY

Isan-tokantrano farany
(N°175)

FISAORANA
 

 
TERA-BAO

Maxandre Iavintsoa THIERY
(Lahy)
 
Zanak’i Miora sy i Fabien THIERY
 
dia ny Alakamisy 1 Novambra 2012
(Tohiny)

+ + +
 

Thymeo Niaina RANDREMIHAJA
(Lahy)
 
Zanak’i Simonette sy i Vonjy RANDREMIHAJA
 
dia teraka ny Alahady 16 Septambra 2012
(Tohiny)

+ + +
 

Andy Harena ANDRIAMANANTENA
(Lahy)
 
Zanak’i Misa sy i Jean Fleury ANDRIAMANANTENA
 
dia teraka ny Asabotsy 11 Aogositra 2012
(Tohiny)

+ + +
 

FILAZANA MANJO

Amin’ny fanantenana ny fitsanganana amin’ny maty no ilazana amintsika kristianina rehetra fa

Itompokolahy RANDRIANASOLO David Benjamin
(rain’i Atoa Hery RANDRIANASOLO, mpikatroka ao amin’ny Vaomieran’ny Fifandraisana sy ny Vaomieran’ny Fitantanana ary ny Antoko Mpihira Feon’Anjomara)

dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata 1 Janoary 2013 rehefa nivahiny 79 taona teto an-tany.
(Tohiny)

+ + +

 

Amin’ny fanantenana ny fitsanganana amin’ny maty no ilazana amintsika kristianina rehetra fa

Itompokolahy RANAIVOSON Eddy Gilbert
(mpiara-nivavaka tamintsika teto amin’ny FKMP ny taona 2009-2011,
rahalahin’i Atoa Nary RANAIVOSON, mpiandraikitra ny “Quartier 94”)

dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma 14 Desambra 2012 rehefa nivahiny 55 taona teto an-tany.
(Tohiny)

+ + +

 

Amin’ny fanantenana ny fitsanganana amin’ny maty no ilazana amintsika kristianina rehetra fa

Itompokolahy RANARISON Victor
(Zokin’i Rtoa Jeannine RANARISOA DUFOUR, kristianina ato amintsika)

dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Atalata 27 Novambra 2012 rehefa nivahiny 81 taona teto an-tany.
(Tohiny)

+ + +

 

Amin’ny maha iray tampo antsika ao amin’ny Tompo, mino ny Fitsanganan-ko velona, ary tsy misalasa fa manan-kavana dia mampandre fa nodimandry ny malalanay

Itompokolahy ELIASY Camille Xavier
(Zokin’Atoa Liva ELIASY, Mpikatroka ao amin’ny Vaomieran’ny Finoana)

rehefa nifampizara fitiavana tamin’ny mpiara-belona. Ny alin’ny Alatsinainy 17 Septambra 2012 tany an-tanindrazana.
(Tohiny)

+ + +

 

Amin’ny fanantenana ny fitsanganana amin’ny maty no ilazana amintsika kristianina rehetra fa

Itompokolahy RAKOTOARISOA Régis
(Rain’i Rtoa Gisèle GEORGES, Mpikatroka ao amin’ny Vaomieran’ny Fiaraha-Monina)

dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alatsinainy 27 Aogositra 2012 rehefa nivahiny 93 taona teto an-tany.
(Tohiny)

+ + +

 



Archives
Vous cherchez un article, une vidéo, ou des photos?
Venez visiter nos pages d'archives.

Par ici...
Lettre Pastorale
Canonisation

Saint Jacques BERTHIEU

P Jacques Berthieu
(Jereo ato ...)

Servant d'Autel
KATESIZY

Ny fampianarana katesizy dia isan'Alahady ankoatry ny voalohan'ny volana.

KOLONTSAINA

Ny fampianarana teny malagasy ireo zanantsika dia isaky ny Alahady voalohan’ny volana.

Bokin-damesa
Eglizy boky lamesa
  Thierry ANDRONIC