| Fiangonana Katolika Malagasy Parisy 171 boulevard Brune - 75014 Paris Fiangonana iraka, "ka mila loza aho raha tsy mitory ny Evanjely" Md Paoly (1 kor 9-16) |
![]() |
||||||||||
ENDREY IZANY HAFALIANA ! |
||||||||||
Hafaliam-be tsy nisy toy izany no nanenika ny fiangonana nandritry ny fotoana nakalazàna ny Sakramentan'ny batemy sy ny Komonio voalohany noraisin'i Dylan, Diana, Typhanie, Aina ary Antsa ny alahady 16 novambra teo. ............................... Tohiny >> |
|
|||||||||
Journées de l'Amitié 2008 |
Mgr RAMBAUD |
|||||||||
Ny zoma 21, asabotsy 22 ary alahady 23 novambra lasa teo, no andro telo misesy natokana hoan'ny Journées de l'Amitié tamin'ity taona 2008 ity. Misaotra sy mankatelina ireo rehetra nandray anjara tamin'izany, indrindra ny vaomieran'ny Fiaraha-Monina .........................>> Tohiny (sary) |
![]() |
|||||||||
Tonga nanao fitsidihina pastôraly voalohany teto amin'ny fiangonana i Mgr Xavier RAMBAUD ny alahady 19 oktobra 2008. Ankoatra ny fifampiarahabana tamin'ireo kristiana dia nanolotra ny tsodrano ho an'izy enina mianadahy mpikambana ao amin'ny BIRAO mpitantana ny FKMP izy tamin'izany.................>>Tohiny |
||||||||||
Batemy - Komonio |
||||||||||
|
||||||||||
MATSOM-PANAHY |
TOTES (Normandie) |
|||||||||
![]() |
![]() |
|||||||||
Mahafaly anay ny manolotra anareo ny rakitsary (DIAPO) maneho ny nandraisan'izy dimy mianadahy ny sakramentan' ny Batemy sy ny Komonio voalohany. SARY (miisa 294): |
||||||||||
Ny sabotsy 11 sy alahady 12 oktobra lasa teo dia nanao matsom-panahy tany amin'ny Maison Trinité Cerfroid ny vaomieran'ny Kolontsaina sy ny vaomieran'ny Fiaraha-monina.
|
12, 13, 14 jolay: toy ny fanaony isan-taona dia fitsangatsanganana, fialam-boly ary LAMESA lehibe no nokarakarain'ny antokom-pihira nandritra ny hateloana. ......................................>>Tohiny |
|||||||||
ANTSAM-PANAHY |
JMJ 2008 |
|||||||||
![]() |
![]() |
|||||||||
Katesizy |
||||||||||
Isaky ny alahady manomboka amin'ny 3ora |
||||||||||
Kolontsaina |
||||||||||
"Fiainana ny Vaovao mahafaly". Io no loha-hevitra nofidian'ny antokom-pihira FEON'ANJOMARA tamin'ny antsam-panahy lehibe nokarakarain'izy ireo ny sabotsy 29 jona 2008... ..................................... >> Tohiny |
De Paris à Sydney en passant par Madagascar Témoignages et reportages en images de RIANA et HAJA................................ >> Suite |
Isaky ny alahady voalohan'ny volana manomboka amin'ny 3ora |
||||||||
Feon'Anjomara |
||||||||||
| Efa miditra eo amin'ny fanomanana ny fety fankalazana ny NOELY ny antoko mpihira. |
||||||||||