Fisan125kIFIDIANANANA FILOHAM-PIANGONANA VAOVAO 2011 – 2014

Ny Alahady 06 Novambra 2011 no hatao ny fifidianana izay ho Filoham-piangonana vaovao eto amintsika. Ny fotoana dia hanomboka amin’ny telo ora tolak’andro.
Arahina Lamesa avy eo.

Ireto izy telomirahalahy hilatsaka ho fidina. Asa fanompoana ny Fiangonana no takiana amin’izany, “fa izay lehibe indrindra aminareo dia mpanompo”.

isan125e isan125d isan125a

RAKOTONDRAMANGA
Jean-Louis

  • Mpikambana ao amin’ny Vaomieran’ny Fifandraisana sy Fiaraha-Monina




isan125i isan125h isan125l

RAKOTONDRATSIMA
Jean Félix

  • Efa Filoha Lefitra teto amin'ny FKMP

  • Mpikambana ao amin'ny Vaomieran’ny Fiaraha-Monina




isan125c isan125g isan125f

RASOLOFOMANANA
Rivo Gérard

  • Mpitantsoratry ny Biraom-piangonana amperin’asa,

  • Mpampianatra katesizy ary mpikambana ao amin'ny Vaomieran’ny Finoana