TERA-BAO

 

Mahafaly ny mampandre antsika rehetra fa tonga soa

omalyAlarobia 07 Desambra 2011,

tao amin'ny Hopitaly Evry-Courcouronnes,

i

Tsiritra Herimpitia RAKOTONARIVO

(Lahy)
 
Zanak’i Dina sy i Patrick RAKOTONARIVO
(i Patrick dia mpikatroka ao amin’ny Vaomieran’ny Fitantanana sy ny Antoko Mpihira "Feon'Anjomara" eto amin'ny FKMP no sady mpitam-bolan’ny ANCMF)
 
Salama tsara ny reny sy ny zaza. Mbola eny amin'ny hopitaly izy mianaka, fa tsy mbola misy andro voatondro hodiana aloha hatramin’izao.
 
 
Faly miarahaba azy tonga soa ny FKMP, ary mirary fahavitrihana ho an’ny reny sy ny zaza.
Maroroha taiza.
Rivo RASOLOFOMANANA
Mpandrindra ny FKMP / Mpanampy ny Pretra
Tél. 06 22 24 12 84