Mifankatiava ianareo tahaka ny nitiavako anareo

( Joany 15, 12 )

Fiangonana Katolika Malagasy eto Paris sy Ile-de-France

171 Boulevard Brune – 75 014 PARIS

Site : http://www.fkmp.org/

http://www.fkmp.org/Isan_2009_n100_fichiers/image008.jpg

TERA-BAO

 

 

Mahafaly ny mampandre antsika rehetra fa tonga soa,

 

ny Alahady 13 Mey 2012,

tao amin'ny Clinique Ambroise Paré Bourg La Reine

 

 

i

Victorelia Robustine RAVELONANDRO

(Vavy)

 

 

Zanak’i Nadia sy i Victor RAVELONANDRO

(Mpikatroka eto amin’ny fiangonantsika, ao amin’ny Antoko Mpihira “Feon’Anjomara”)

 

Salama tsara ny zaza sy ny reniny ary mavitrika sy faly tokoa ny rainy izay nampita ny vaovao mafinaritra.

 

 

Am-pifaliana tokoa no iarahabantsika azy efa-mianaka.

 

Maroroha taiza,

Rivo RASOLOFOMANANA

Mpandrindra ny FKMP / Mpanampy ny Pretra