|
“Mifankatiava ianareo tahaka ny nitiavako
anareo” ( Joany
15, 12 ) Fiangonana Katolika Malagasy eto Paris sy Ile-de-France 171 Boulevard Brune – 75 014 PARIS Site : http://www.fkmp.org/ |
|
|
TERA-BAO |
|
|
Mahafaly ny
mampandre antsika rehetra fa tonga soa, ny Alatsinainy 19 Marsa 2012, tao amin'ny
Hopitaly Montmorency (95), i Mandresy RATSITOMALALA (Lahy) Zanak’i Vola sy Rija RATSITO (Zanak'Itompokolahy
RATSITO ary kristianina mpikatroka eto amintsika) Salama tsara ny
zaza sy ny reniny ary mavitrika sy faly tokoa ny rainy izay nampita ny vaovao
mahafaly. Am-pifaliana
tokoa no iarahabantsika azy efa-mianaka. Maroroha taiza, |
|
|
Rivo
RASOLOFOMANANA Mpandrindra ny FKMP / Mpanampy ny Pretra |
|