|
“Mifankatiava ianareo tahaka ny nitiavako
anareo” ( Joany
15, 12 ) Fiangonana Katolika Malagasy eto Paris sy Ile-de-France 171 Boulevard Brune – 75 014 PARIS Site : http://www.fkmp.org/ |
|
|
TERA-BAO |
|
|
Mahafaly ny
mampandre antsika rehetra fa tonga soa, ny Alatsinainy 05 Marsa 2012, tao amin'ny
Hopitaly Esquirol Saint Maurice, i Emmy Nirina RANDRIANASOLO (Vavy) Zanak’i Hanta sy i Hery RANDRIANASOLO (Mpikatroka eto
amin’ny fiangonantsika, ao amin’ny Vaomieran’ny Fifandraisana, Fitantanana
ary ny Antoko Mpihira “Feon’Anjomara”)
Salama tsara ny
zaza sy ny reniny ary mavitrika sy faly tokoa ny rainy. Am-pifaliana
tokoa no iarahabantsika azy telo mianaka. Maroroha taiza, |
|
|
Rivo
RASOLOFOMANANA Mpandrindra ny FKMP / Mpanampy ny Pretra |
|