|
“Mifankatiava ianareo tahaka ny nitiavako
anareo” ( Joany
15, 12 ) Fiangonana Katolika Malagasy eto Paris sy Ile-de-France 171 Boulevard Brune – 75 014 PARIS Site : http://www.fkmp.org/ |
|
|
TERA-BAO |
|
|
Mahafaly ny
mampandre antsika rehetra fa tonga soa, ny Atalata 13 Marsa 2012, tao amin'ny
Hopitaly Cochin Port Royal (Paris)
i Ely Arisoa RAKOTOZAFY (Vavy) Zanak’i Zo sy i Haja RAKOTOZAFY (Mpikatroka eto
amin’ny fiangonantsika, ao amin’ny Vaomieran’ny Tanora, Fitantanana ary ny
Antoko Mpihira “Feon’Anjomara”) Salama tsara ny zaza sy ny reniny ary mavitrika sy faly tokoa ny rainy izay nampita ny vaovao mafinaritra. Am-pifaliana tokoa no iarahabantsika azy efa-mianaka. Maroroha taiza, |
|
|
Rivo
RASOLOFOMANANA Mpandrindra ny FKMP / Mpanampy ny Pretra |
|