Tahirin-dahatsoratra
Tahirin-dahatsoratra...

Matsom-panahy
VAOMIERAN'NY FIFANDRAISANA.

Vao avy nankalaza ny fetin'ny Paka tamin'ny fomba manetriketrika isika mianakavy tamin'ny herinandro lasa teo (ho avy tsy ho ela etoana ny andinindininy mikasika izany...). Ny asa fitoriana ny Vaovao Mahafaly kosa anefa dia tsy miandry fety na vanim-potoana manokana fa mitohy hatrany tsy an-kiato. Ao anatin'izany ireo asa sahanin'ny vaomiera isan-tokony misy eto amin'ny fiangonana. Tamin'ny fiandohan'ny volana febroary lasa teo, ohatra, ny vaomieran'ny FIFANDRAISANA dia nanao ny matsom-panahy fanaony isan-taona. Koa amin-kafaliana no hizaran'ireo ny akon'izany fotoana lehibe niarahan'izy ireo izany.

( tohiny... )

Récollection de Pâques
Synthèse des deux journées (Lire la suite...)

Reportage en images...

Reco Paka 2010
Kardinaly G. RAZAFINDRATANDRA Lamesa lehibe...
Kardinaly

Ny alahady 31 janoary 2010 no natao teto Paris ny Sorona Masina Lehibe ho fisaorana sy fiderana an’Andriamanitra tamin’ny nanomezany antsika ny Raiamandreny Kardinaly Armand Gaëtan RAZAFINDRATANDRA izay nodimandry ny asabotsy 09 janoary 2010 tany Mahajanga teo amin’ny faha-85 taonany.

(Tohiny...)

FANKALAZANA
NY NOELY 2009
Noely 2009
(sary miisa 146 : fkmp.org)
Famangian'ireo
EVEKA MALAGASY
Visite eveka

Tao anatin'ny fanomanana sy fankalazana ny fiavian'ny Tompo isika teo. Tahakan'ny miandry olon-tiana na havan-tiana ka mihetsiketsika manadio trano, mikenokenona.Faly sy ravo, tsindrin-daona,hoy isika Malagasy izay.Ny Olon-tiana handrasana moa dia Ilay Mesia, Zanak'Andrimanitra nanetry tena tonga Olombelona...
T
o anatin'izany fiomanana handray fifaliana lehibe izany ny Fiangonana Katolika Malagasy eto Paris sy ny manodidina (FKMP) no tonga namangy azy ireo Eveka Raiamandreny avy any Madagasikara izay mandalo eto Paris. Ny alahady 06 desambra, Alahady faharoa amin'ny Fiaviana no nifampitaona tao amin'ny Chapelle Saint-Paul (Paris 14ème), Ambohipihaonana isan'Alahady ny rehetra.

(tohiny...)
Page spéciale
ZAIKAM-PARITRA

Araka ny efa noresahina im-betsaka teto amin'ny tranonkala dia vita soa aman-tsara tamin'ny sabotsy faha-3 sy alahady 4 oktobra lasa teo ny ZAIKAM-PARITRA (faritra avaratry Frantsa). Efa misy sary maro be ("diaporama") maneho izany hetsika goavana izany.
Betsaka tokoa ireo isan'ny olona tonga namonjy ny fotoana.
Nisy ireo loha-hevitra nifampizaràna sy nodinihana. Tao koa ny firaha-mivavaka, ny fiaraha-misakafo sy ny dinidiniky ny mpianakavy.
Ao anatin'ny fiainan'ny Fiangonana avokoa izany. koa dia mbola mahafaly anay ny manolotra antsika ireo vaovao sy tatitra nangonina nandritra ireo roa andro tany an-toerana sy teny an-dalana ireo.

(tohiny...)
Vidéos CONFIRMATION
11 octobre 2009
Confirmation FKMP   Confirmation
Confirmation 1ère partie
Durée: 26mn 20s
Réal: Anthony RAKOTO ANDRIANARY
  Confirmation 2ème partie
Durée: 23mn 13s
Réal: Anthony RAKOTO ANDRIANARY
Confirmation
(sary miisa 130 : fkmp.org)

Ndeha hiroso izahay...
fa tsy hiverina,
Ny hikatsaka ny hoavy no heverina,
Hikatsaka ‘lay tena fahendrena,
Ka ny any ambony any no kendrena...
Izany hira miredona sy feno herim-po ary fanantenana izany no nentina nanombohana ny fotoam-pivavahana ny alahady faha-11 oktobra lasa teo.
Andro lehibe tokoa io andro iray io ho an'ny Fiangonana satria nahazo sy nandray ny Sakramentan'ny Fankaherezana ("confirmation") i Anja, Aude, Diana, Erica, Faly, Haingo, Hanitra, Lanto, Mitsoa, Nampoina, Typhanie.

Hita soritra teny amin'ny endriky izy 11 mianadahy-mianaka (satria moa i Lanto sy Aude dia mpianaka) ny hafaliana tsy omby tratra.
Tonga nitarika ny fotoana sy nankahery azy ireo tamin'izany i
Mgr Eric de MOULINS-BEAUFORT (Evêque auxiliaire, Diocèse de Paris) notronin'ireo pretra malagasy.
Ny masoandro mody tokoa no mampalahelo, satria tena azo lazaina fa fotoana niarahan'ny kristiana rehetra nifaly sy nidera an'Andriamanitra iny fotoana iray iny.

Ho hitantsika tsy ho ela eto ny horonan-tsary (VIDEO) mirakitra iny andro iray lehibe iny.
ZAIKAM-PARITRA
tany LISIEUX...

Zaikam-paritra Lisieux
(sary miisa 158 : fkmp.org)
Quand la FOI
rime avec JOIE...

Les semaines qui arrivent seront très riches en évènements : le ZAIKA (congrès régional) que tout le monde attend avec impatience, la CONFIRMATION de nos enfants. Et tout de suite après, les enfants ainsi que la chorale FEON’ANJOMARA mettront déjà le coeur à l'ouvrage en préparant … NOËL !
En attendant ces grands moments de JOIE et de partages, c’est toujours avec JOIE que nous vous offrons cette vidéo de plus de… 30m


Lamesa Noely
Réalisation : TONY
Montage et générique: THIERRY
Durée: 32mn

Père Edmond RAKOTONDRAMANANA
Ainga VAO

“AINGA VAO” . Io teny io no azo  ilazana ny “projet” n’ireo mpikarakara ny site fkmp.org raha  nivory niaraka tamin’ny birao izy ireo tamin’ny  asabotsy 29 Aogositra lasa teo.
“Ainga vao “ satria  misy  fiovana makamin’ny tsara hatrany ny site fkmp.org. “Ainga vao” satria ny rehetra  na ny kely na ny lehibe, na tanora na antitra,  na ny ao antin’ny voamiera na ny tsy ao anatiny dia samy handray anjara ao avokoa. “Ainga vao” satria  vao avy nahavita ny fialantsasatra ny rehetra ka  samy vonona hiatrika ny taom-pianarana vaovao sy ny taona  pastoraly vaoavao.

( tohiny... )


Zaikam-paritra tany LISIEUX
Sabotsy 3 sy alahady 4 oktobra 2009

FISAORANA

La messe de rentrée de l’ASMF a eu lieu dimanche 15 novembre.

Le bureau, au nom des membres de l’ASMF et de ses sympathisants, adresse les plus vifs remerciements à Liva Eliasy, président de la communauté catholique malgache de Paris, aux pères Edmond Rakotondramanana et Jean Paul Rakotonomenjanahary et à toute l’église pour l’accueil toujours aussi chaleureux qui est réservé à la venue des anciens.

Le bureau remercie aussi tous les anciens et sympathisants ayant participé de près ou de loin à la préparation et à la bonne réalisation de cet événement.

La messe de rentrée, qui ouvre de façon symbolique l’année 2009-2010, est ainsi un bon moment de partage avec la communauté catholique malgache de Paris en plus d’être une occasion de retrouvailles pour les anciens. Les photos peuvent être vues ici.

Le Bureau de l’ASMF

(sary...)

lien : www.semigany.com

















Raki-tsary...

LAMESA NOELY 2008
Eglise saint Dominique
(82 sary)



FAMPISEHOANA NOELY 2008
Ankizy sy Tanora
(137 sary)



RINDRAN-KIRA NOELY 2008
(59 sary)



KORANAM-PIANAKAVIANA
Noely 2008
(46 sary)



feonanjomara
FEON'ANJOMARA
rindran-kira, famerenana
(57 sary)



Takariva amorom-patana
TAKARIVA AMOROM-PATANA (181 sary)



Sary Assise
ASSISE (Italia): 12-16 aogositra 2007,
dian'ny fiangonana (120 sary)




Sary confirmation
CONFIRMATION ( Saint Dominique - Paris)
22 aprily 2007 (160 sary)




Fiainana ny Vaovao mahafaly
FIAINANA NY VAOVAO MAHAFALY
( Saint Dominique - Paris)
28 jona 2008
(197 sary)




Fitsangatsanganana tany Totes
TOTES (Normandie)
12, 13, 14 jolay 2008
(111 sary)



Batemy sy Komonio
Batemy sy Komonio voalohany
alahady 16 novambra 2008
(292 sary)





























  Thierry ANDRONIC