|
“Mifankatiava ianareo tahaka ny nitiavako
anareo” ( Joany 15, 12 ) Fiangonana Katolika Malagasy eto Paris sy
Ile-de-France 171 Boulevard Brune – 75 014 PARIS Site : http://www.fkmp.org/ |
|
|
FISAORANA
|
|
|
Amin’ny anaran’ny Pretra sy ny Birao, Ry Kristianina havana, “homba anareo
anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy i
Jesoa Kristy Tompo” (1 Kor 1, 3)
|
|
|
|
|
|
--x-- |
|
|
“Mamy ny fary
fa misy fiakany ! Fa mamy tsy misy anariana, tsy misy
faikany fa telina sy sitraka ireny asa vita ireny”. |
|
|
--x-- |
|
|
“Voninahitra
ho an’Andriamanitra any amin’ny avo indrindra, ary fiadanana ety an-tany ho
amin'ny olona tsara sitra-po !” (Lk 2, 14) |
|
|
Rivo RASOLOFOMANANA Mpandrindra
ny FKMP / Mpanampy ny Pretra |
|