


|
Fiangonana Katolika Malagasy Paris sy Ile-de-France 171, boulevard Brune 75014 – PARIS |
|
|
|
|
||
|
Alahady 07 Jiona 2009 |
Dimanche 07 Juin 2009 |
|
FETIN’NY TRINITE MASINA
« FETE DE

CELEBRATION
DE
De
ANDRIAMBALA Rudy-Ivan
JAMES Princy-Morgan
ANDRIAMANAMIRIJA Dinasoa Aurelie
RANDRIAMANANTENA Tiffanie
Célébrée par :
Père Edmond
RAKOTONDRAMANANA
Aumônier de
|
« Izay rehetra
tarihin’ny Fanahin’Andriamanitra dia zanak’Andriamanitra » |
« Ceux qui se laissent conduire par l’Esprit de Dieu,
ceux-là sont fils de Dieu » |
|
(Romains 8,
14) |
|
![]()
|
Fanombohana (Ouverture de la
Célébration) |
H |
VH |
||
|
Fidirana (Procession
d’entrée) |
|
Filaharana |
|
|
|
|
¯ |
Miantso
Anao zahay |
50 |
492 |
|
Fifonana (Préparation
pénitentielle) |
|
Je confesse à Dieu Tout-puissant, je reconnais devant
mes frères que j'ai pêché en pensée, en actes, en paroles, par action et par
omission. Oui, j'ai vraiment pêché. C'est pourquoi je supplie |
|
|
|
(Kyrie) |
¯ |
Tompo
ô mamindrà fo aminay |
148 |
|
|
Antsa / Voninahitra (Gloire à
Dieu) |
¯ |
Voninahitra
anie ho an’Andriamanitra, any amin’ny avo indrindra |
150 |
|
|
& Fankalazana
ny Tenin’Andriamanitra (Liturgie de la Parole) |
H |
VH |
||
|
Vakiteny N°1 (Première Lecture) |
& |
Boky Deterônômy / Det. 4, 32 –
34. 39. – 40 « Tu garderas tous les jours les commandements et les ordres du Seigneur
que je te donne aujourd’hui » |
|
|
|
Setrin’ny vakiteny N°1 (Psaume) |
¯ |
Ry
vahoaka voafidy (ô Peuple Elu) |
234 |
326 |
|
Vakiteny N°2 (Deuxième
Lecture) |
& |
Taratasin’I Md Paoly
Apôstôly ho an’ny kristianina tany Rôma / Rôm. 8, 14 – 17 « L'Esprit Saint affirme à notre esprit que nous sommes
enfants de Dieu » |
|
|
|
Aleloia |
¯ |
Aleloia,
Hosana, Aleloia, Amen. |
|
|
|
Evanjely (Evangile) |
& |
Evanjely Masina nosoratan’i Md
Matio / Mt. 28, 16 – 20 « De toutes les nations, faites des disciples, baptisez-les au nom du
Père, du Fils et du Saint Esprit » |
|
|
|
Toriteny (Homélie) |
( |
Par.
P. Edmond RAKOTONDRAMANANA |
|
|
|
Fihaikem-pinoana (Profession de Foi) |
¯ |
Mino Aho Andriamanitra ô |
159 |
|
|
Ranom-bavaka (Prière Universelle) |
¯ |
Efa miombona fanahy izahay e, ka henoy ny vavakay ry Tompo
ô ! (Seigneur nous sommes
maintenant unis en esprit, daignes écouter nos prières) |
|
|
|
% Fankalazana
ny Eokaristia (Liturgie de l’Eucharistie) |
H |
VH |
||
|
Rakitra (Quête) |
¯ |
Omeko ny herin’ny fanahy |
237 |
330 |
|
Fanolorana (Procession d’offrande) |
¯ |
Indro atolotray Anao ry
Tompo |
768 |
|
|
Masina (Sanctus) |
¯ |
O Masina, Masina, Masina ny Tompo Andriamanitry ny hery
rehetra [Saint, Saint, Le Seigneur] |
|
|
|
Fiobiana (Anamnèse) |
¯ |
Isaky ny mihinana izao mofo
izao |
|
|
|
Rainay |
¯ |
« Notre Père qui est aux cieux … » |
|
|
|
Fiadanana (Echange de Paix) |
¯ |
Omeo fitiavana aho Tompo |
|
|
|
Zanak’ondry (Agneau de Dieu) |
¯ |
Ry zanak’ondry (beso) |
|
|
|
Kominio |
|
Mandray ny Rà sy Vatan’i Kristy ireo ankizy atao Komonio
voalohany. (Les premiers communiants reçoivent le Corps et le
Sang du Christ). |
|
|
|
(Chant de
communion) |
¯ |
Inty ny ora sarobidy |
186 |
738 |
|
|
¯ |
Tiako ny hiaraka aminao Jesoa |
119 |
652 |
|
ÿ Famaranana (Envoi) |
H |
VH |
||
|
Fisaorana (Action de grâce) |
¯ |
Chorale
« FEON’ANJOMARA » |
|
|
|
(Informations
et Bénédiction) |
|
Vaovaom-piangonana, Vavaka fisaorana,
Tso-drano |
|
|
|
Fanirahana (Envoi) |
¯ |
|
750 |
585 |
|
Tiako ny
hiaraka aminao, Jesoa |
|
Inty ny ora sarobidy |
|
|
|
|
|
Tiako ny hiaraka
aminao, Jesoa, Na aiza na aiza
hitondranao ahy ; Tiako ny hiaraka
aminao, Jesoa, Fa ianao no
miantso ahy ! (Lioka. 9,
57) |
|
|
|
1. Hiaraka aminao aho, ô ry
Jesoa Tompoko, Tsy
manana olon-kafa aho fa ianao no fiainako : Hanara-dia
anao, ‘zay no faniriako, Hifikitra
aminao aho, Jesoa ! (Joany.
6, 68) |
|
1. Inty ny ora sarobidy hitsanganako Handraisako ny Tenanao, ry Jesoa mamiko Tsy
dia mendrika aho ny hotsidihinao, Kanefa
sitrakao, ka avia re. O !
Sambatra aho re ! |
|
2. Hiaraka aminao aho, ô ry
Jesoa Tompoko, Hitory
teny soa amin’ireo havako : Hanara-dia
anao, ‘zay no faniriako Hanohy
ny asanao aho, Jesoa ! (Marka. 16, 15) |
|
2. Nandray ny Tenanao ny foko,
ry Mpamonjiko, Ka
henin-kafaliana ny fanahiko izao Mitsaoka
Anao re, misaotra Anao re, Tsy
hitako izay havaliko. O !
Sambatra aho re ! |
|
3. Hiaraka aminao aho, ô ry Jesoa
Tompoko, Ho
zary famonjena anie ny fahoriako : Hanara-dia
anao, ‘zay no faniriako, Hifantsika
aminao aho, Jesoa ! (Marka.
8, 34 ; Kôl. 1, 24) |
|
3. Mba tsofy rano aho sy ny havako rehetra, Sy
izay mpanao soa anay sy ny sakaizako : Ho
tia anao e, tsy mba handao anao, Ka
samy mba ho O ! Sambatra aho re ! |
|
4. Hiaraka aminao aho, ô ry
Jesoa Tompoko, Hibanjina
ny Ray Tompo Andriamanitro : Hanara-dia
anao, ‘zay no faniriako, ‘Zay
misy anao no hisy ahy, Jesoa ! (Joany. 14, 9. 12, 26)
|
|
|
|
|
|
|
|
‘Zaho anie, ry Reny |
|
|
Te ho zanakao : Te ho zaza tsara sy
madio ; ‘Zao no fikasako, Sitra-po tokoa : Zaza tsara taizan’i Maria ! |
|
|
2. ‘Zaho
mametra-tena Am-pelatananao, Ry Maria e, mamiko o
o o ‘Zao no fikasako, Sitra-po tokoa : Zaza tsara taizan’i Maria !
|
|
|
Indro atolotray, ry Tompo |
||||
|
1. Indro
atolotray aminao, ry Tompo ô ô, Ny fanatitra avy
aminay e. Raiso re raha
sitrakao, ry Tompo ô ô, Fa tantely tapa-bata
e. Ny fiainanay, eny
re, tsy takona afenina aminao Ny adim-piainanay,
eny re, hitanao Zanahary. Ka dia entinay,
tsisy afeninay, Eo an-tananao re, ry
Ray ô. Izay mba vitanay, ny
hasasaranay, Enti-misaotra anao
re, ry Tompo ô. Indro atolotray re,
ry Ray ô, Raiso eo an-tananao
izy ireto ; Aza ny hakelezany,
ry Ray ô, Fa ny fitiavana asandratray, e ! Eny re ! |
|
|||
|
Amin-karavoana no anolorana azy, Amin-karavoana tokoa tokoa no
anolorana azy ; Amin-kafaliana sy amim-pitsikiana, Amin-kafaliana sy amim-pitsikiana
no anolorana azy.
|
||||
2. Indro
atolotray aminao, ry Tompo ô ô, Ny fanatitra avy
aminay e. Raiso re raha
sitrakao, ry Tompo ô ô, Fa tantely tapa-bata
e. Io ny tenanay, eny
re, tsy takona afenina aminao ; Io ny otanay, eny
re, hitanao Zanahary. Ka dia entinay tsisy
afeninay, Ho ao an-tananao re,
ry Ray ô. Izay mba vitanay, ny
hasasaranay, Ho enti-misaotra
anao re, ry Tompo ô. Indro atolotray re,
ry Ray ô, Sorona lavorarin’i Jesoa, Vatana latsa-dra re, ry Ray ô, Sorom-pitiavana
iainanay e ! Eny re ! |
|
|||
|
Amin-karavoana no anolorana azy, Amin-karavoana tokoa tokoa no anolorana
azy ; Amin-kafaliana sy amim-pitsikiana, Amin-kafaliana sy amim-pitsikiana
no anolorana azy.
|
||||
|
Miantso anao ‘zahay |
||
|
1. Miantso anao ‘zahay, ry
Tompo, Fa
mitady ny Fanahy Hanavao
ny taninay : Izy
Rivotra mahery mampijoro sy mandavo, Ka
matahotra izahay Sao
alavony tokoa zay naorinay rehetra ! |
2. Miantso anao ‘zahay, ry
Tompo Fa
mitady ny Fanahy Hanavao
ny herinay : Izy
Rano manan-kery hitondra aina sy handrava, Ka
matahotra izahay Sao
ho ràvany toko ‘zay mba nianteheranay ! |
3. Miantso anao ‘zahay, ry
Tompo, Fa
mitady ny Fanahy Hanavao
ny taninay : Izy
Afo manan-kery fa mandoro sy mandio, Ka
matahotra izahay Sao
levoniny tokoa ny fitiavan-tenanay ! |
|
Tebitebinay
rehetra ‘zany tanisaina izany e, Koa
aza esorina aminay ny Fanahinao, ry Tompo ô, Mba
hihavaozanay tanteraka araka ny sitrakao : Hisantaranay
sahady ô ‘zany fiadananao ! |
||
|
Tompo ô ! Mamindra fo aminay |
||
|
1. Izay ‘zay nantsoin’ny Ray Ho
mpandova tahaka anao Tsy nitandro ny
Fahamendrehanao ! Tompo ô, mamindrà fo aminay. (x3) |
2. Izay izay navotanao, Tamy
ranao sy ny ainao Tsy namaly ny
Fitiavanao ! Kristy ô, mamindrà fo
aminay. (x3) |
3. Izay ‘zay nantsoinao Ho
mpitandro ny hafatrao Tsy nihaino ny Fanahinao ! Tompo ô, mamindrà fo
aminay. (x3) |
|
Voninahitra anie ho
an’Andriamanitra |
||||
|
|
Voninahitra anie ho an’Andriamanitra Any amin’ny avo indrindra ; Fiadanana anie ho
an’ny olombelona, Fa nanehoany ny fitiavany. |
|
||
|
Mihoby ny hasinao ‘zahay, |
Mitsaoka anao ‘zahay. |
Ry
Tompo Andriamanitra, Mpanjakan’ny
lanitra, Andriamanitra Ray mahefa Ny zavatra rehetra (x2) |
||
|
Mihoby ny hasinao ‘zahay, |
Mankalaza anao ‘zahay. |
|||
|
Mihoby ny hasinao ‘zahay, |
Midera anao ‘zahay. |
|||
|
Mihoby ny hasinao ‘zahay, |
Misaotra anao ‘zanay. |
|||
|
Mihoby ny hasinao ‘zahay. |
|
|||
|
|
|
|
||
|
Mihoby ny hasinao ‘zahay, |
Mitsaoka anao ‘zahay. |
Ry Jesoa Zanak’Andriamanitra ô, Ianao no Zanaka lahitokana ; Ry Zanak’ondrin’Andriamanitra ô, Ianao, ry Tompo no Zanaky ny Ray. |
||
|
Mihoby ny hasinao ‘zahay, |
Mankalaza anao ‘zahay. |
|||
|
Mihoby ny hasinao ‘zahay, |
Midera anao ‘zahay. |
|||
|
Mihoby ny hasinao ‘zahay, |
Misaotra anao ‘zanay. |
|||
|
Mihoby ny hasinao ‘zahay. |
|
|||
|
|
|
|
||
|
Mamindrà fo aminay, |
Ianao, ry Tompo ô. |
Ianao
irery no masina, Ianao
irery no Tompo, Ianao
irery no avo indrindra, Ry
Jesoa Kristy ô. (x2) |
||
|
Mamindrà fo aminay, |
Mpamonjy anay ianao. |
|||
|
Mamindrà fo aminay, |
Mpanjakanay ianao. |
|||
|
Mamindrà fo aminay, |
Ankavanan’izy Ray. |
|||
|
Mamindrà fo aminay. |
|
|||
|
|
|
|
||
![]()
|
Ry
vahoaka voafidy |
|
|
Ry vahoaka voafidy, Voafidin’Andriamanitra, Avia hitsaoka ny Tompo,
|
|
|
1. Avia
mifalia ka hobio ny Tompo, Ilay vatolampy sy vonjintsika. |
2. Andeha
mankeo anoloany hisaotra, Hihira
sy hiantsa ary hankalaza azy. |
|
3. Fa izy
Andriamanitra sady Tompo Mpanjakan’ireo
andriamani-kafa. |
4. Ny atin’ny
tany eo am-pelatanany, Ny
tampon’ny vohitra azy koa. |
|
5. Nataony ka
azy ny ranomasina, N’tanety
azy koa fa asan-tanany. |
6. Avia
miondreha ary miankohofa, Hitsaoka
ilay Tompo nanao antsika. |
|
7. Fa izy no
tena Andriamanitsika, Isika
vahoaka sy ondry fiandriny. |
8. Hihaino azy ve ianareo
anio ? Fa
izao no ambarany sy lazainy : |
|
9. Aza dia
mafy fo toy ny tany an’efitra, Toy
ny tany Masà sy tany Meriba. |
10. Ny
razanareo dia nitsapa ahy ! Kanefa
nahita ny asa vitako. |
|
11. ‘Ty
taranaka ity efapolo taona, Dia
nahatofoka ahy, nahatezitra ahy. |
12. Vahoaka
mpaniasia tokoa ity, Tsy
mety hahalala ny tena lalako ; |
|
13. Koa tezitra
aho ka nianiana F’ireto
tsy hiadana miaraka amiko. |
14. ‘Ndeha
isika hisaotra ny Tompontsika, Ny
Ray be fitia ‘zay nifidy antsika. |
|
15. Ny Zanany
nentiny niantso antsika, Fanahiny
kosa nomeny antsika ! |
|
|
Mino aho, Andriamanitra ô |
||||
|
|
Mino aho, Andriamanitra ô, mino aho, Andriamanitra ô, Mino mafy aho ‘zay voalazanao (Andriamanitra
ô) ; Mino aho, Andriamanitra ô, mino aho, Andriamanitra ô, Mino mafy aho ‘zay voalazanao. |
|
||
|
1. Andriamanitra
Ray mahefa a Nanao
ny lanitra sy ny tany ô Sy
ny zavatra hita maso e Sy
ny zavatra tsy hita maso ô ‘Zaho
mino an’i Kritsy e ‘Lay
Zanaka lahitokana a. |
Mino
aho, Andriamanitra ô Mino
aho, Andriamanitra ô Mino
aho, Andriamanitra ô Mino
aho, Andriamanitra ô Mino
aho, mino aho Mino
aho, mino aho e. |
|||
|
2. Andriamanitra
fahazavana a … Andriamanitra
fahamarinana ô ; Nateraka
izy fa tsy natao e, Iray
fomba aminy Ray ô Ary
izy no nahariana a
Mino aho, … |
3. Ka isika
olombelona a … Sy
ny famonjena antsika e No
nidinany avy any an-danitra ô ; Naka
nofo tamin’i Maria ô. Noho
ny herin’ny Fanahy Masina a, Ka tonga olombelona ô. Mino aho, … |
|||
|
4. Nofantsihana
ho antsika izy e Tamin’ny
hazofijaliana a, Tamin’ny
andron’i Pontsy Pilaty ô, Dia
nijaly ary nalevina e, Fa
nitsangan-ko velona izy e Tamin’ny
andro fahatelo ô. Mino aho, … |
5. Niakatra
any an-danitra izy e, Dia
mipetraka eo ankavanan-dRay ô ; Mbola
ho avy amim-boninahitra a Hitsara
ny velona sy ny maty e ; Ary
tsy hanam-pahataperana a Ny
voninahitra sy ny fanjakany ô. Mino aho, … |
|||
|
6. ‘Zaho mino
ny Fanahy Masina a, Tompo
sy loharanon’aina e, ‘Zay
tsaohina sy omem-boninahitra a Miaraka
amin’ny Ray sy ny Zanaka a ; Fa
niteny mazava tsara izy e Tamin’ny
vavan’ny mpaminany ô. Mino aho, … |
7. ‘Zaho mino
ny Eglizy masina a, Katôlika,
apôstôlika e ; Mankatò
ny batemy tokana aho e, Ho
fanalana ny fahotana a, Miandry
ny hitsanganan’ny maty a Sy
ny fiainana mbola ho avy ô. Mino aho, … |
|||
![]()

|
Homeko ny herin’ny Fanahy |
|
|
Homeko ny herin’ny
Fanahy ianareo e, Ka ho
vavolombeloko Hatrany
am-paravazantany, Ho vavolombeloko. |
|
|
1. Ihirao
antsa vao ny Tompo Fa
mahagaga ny zava-bitany ! Fa
ny tanany no namonjy, Nanampy
azy ny herin-tsandriny. Ka
dia hitan’ny firenena Ny
famonjena amam-pamarinany. Mba
tsarovy, ry Israely, Ilay
fitiavany tsy mivadika. |
2. He zahao
e, ry vazantany, Izato
vonjin’Andriamanitra, O,
ry tany, derao ny Tompo, Ka
mietàna amin-karavoana ; ‘Ndao
antsao am-baliha ny Tompo Anaovy
antsy sy fihobiana, Feon’antsiva
sy anjomara, Enti-midera ny fiandrianany. |
|
3. Aok’hidoboka
anie ny rano, Ny
ranomasina sy ny mponiny ; Ka
hitehaka anie ny ony, Hitotorebika
koa ny vohitra ! Mba
hitsena ny Tompo tamy Hitsara
ny olona tsy an-kanavaka, Ary
hitsara ny firenena Am-pahamarinana
sy ara-drariny. |
4. Andredony
antsa vao ny Ray Fa
mahagaga ny zava-bitany, He !
ny Zanany no maneho ‘Lay
famonjena efa nosoritany. Ny
Fanahiny manan-kery Afa-manentana
antsika zanany Hanambara
amin-kasahiana Ilay
fitiavany tapitr’ohatra ! |
![]()