|
“Mifankatiava
ianareo tahaka ny nitiavako anareo” ( Joany 15, 12 ) Fiangonana Katolika Malagasy eto Paris sy
Ile-de-France 171 Boulevard Brune – 75 014 PARIS Site : http://www.fkmp.org/ |
|
|
FISAORANA |
|
|
Maneho etoana ny fisaorana feno
ireo rehetra nandray anjara tamin’ny "Journées d’amitié" nokarakarain’ny
Paroasy Saint Pierre de Montrouge ny Asabotsy 19 sy ny Alahady
20 Novambra lasa teo. Marihina moa fa isika FKMP dia
nandray anjara feno tamin'izany fifampizarana izany. Na tsy tonga tamin'izany aza ianao
dia ny fitondranao am-bavaka izany fotoana izany dia efa anisan'ny fanohanana
noentinao. Tahin'Andriamanitra, |
|
|
Rivo RASOLOFOMANANA Mpandrindra ny FKMP /
Mpanampy ny Pretra |
|