Mifankatiava ianareo tahaka ny nitiavako anareo

( Joany 15, 12 )

Fiangonana Katolika Malagasy eto Paris sy Ile-de-France

171 Boulevard Brune – 75 014 PARIS

Site : http://www.fkmp.org/

Asabotsy 30 Jiona 2012

FITSANGATSANGANANA IARAHAN’IREO ANKIZY ETO AMIN’NY FKMP

IMG_0141

Parc de Sceaux

 

Ny Asabotsy 30 Jiona no hiaraka hitsangatsangana eny amin’ny “Parc de Sceaux” ireo ankizy eto amin’ny FKMP.

 

Amin’ny 11 ora antoandro (11h00) ny fotoana eo amin’ny fidirana “entrée Chateau

(Google Maps).

ParcdesSceaux_Page_67

ParcdesSceaux_Page_63

ParcdesSceaux_Page_31

 

Ka toy izao ny fandaminana :

 

* Ny ankizy latsaky 7 taona dia manao akanjo ambony mena

* Ny ankizy 8 ka hatramin’ny 11 taona dia manao ankanjo ambony maintso na manga

* Aty ny ankizy mihoatra ny 12 taona dia manao ankanjo ambony fotsy

 

 

Samy mitondra ny sakafo sy ny “goûter” ny tsirairay ka hiaraha-mizara.

Dia manantena ny fahatongavantsika rehetra tsy misy ankanavaka.

 

Ndao mba hiaraka hilalao aminay !

 

Ny Vaomieran'ny Kolontsaina