|
“Mifankatiava
ianareo tahaka ny nitiavako anareo” ( Joany 15,
12 ) Fiangonana
Katolika Malagasy eto Paris sy Ile-de-France 171 Boulevard
Brune – 75 014 PARIS Site : http://www.fkmp.org/ |
|
|
FILAZANA MANJO |
|
|
Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny Ray malalanay RAZAFINJATO
François-Xavier Ny Zoma 06 Janoary
2012 rehefa nivahiny 91 taona teto an-tany Hoy: Ny vadiny: RAVAOSOLO
Elisabeth Ny zanany: RAVAOARIMALALA Elisabeth RAZAFINDRAKOTO Jean Charles sy Yvonne RATSIMBAZAFY Nosy
sy Blandine RAZAFINJATO Etienne Henri sy Jocelyne RAZAFINJATO Henriette ANDRIAMBOAVONJY Prosper RATSIMIRAHO Saholy RAZAFINJATO Henri sy Hanitra RAZAFINJATO Solomihanta
Michèle Ny zafiny : Mamy, Bakoly,Lalatiana, Lalaina, Hery, Hanitra, Navalona, Domohina, Ando,
Farah, Andry, Holy, Landy,
Francky, Jivin, Volahanta, Laïden, Nicci, Allison Ny terak’i Tompokolahy RAJOELINA Ny terak’i Tompokovavy
RASOANATOANDRO Juliette Ny terak’i Tompokolahy RANDIMBISON
Joseph Ny fianakavina manontolo Ny Fiangonana Katolika Md Jean Baptiste- Faravohitra Ny Fokontany Andohanimandroseza, Talata Maromena Nord (Imerintsiatosika) Ny nofony dia
hiainga ao amin’ny Lot VT 87 GAA Andohanimandroseza
ny Alahady 08 Janoary 2012 amin’ny 9 ora sy sasany
maraina, ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra
ao amin’ny Chapelle Tsaramasoandro – Ambatoroka alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany
ao Talata Maromena CR Imerintsiatosika. “Fa izaho, dia
ny ho eo akaikin’Andriamanitra no mahatsara
ahy” (Sal. 73: 28a) TSY
MISY FIARETAN-TORY |
|
|
FANKAHEREZANA |
|
|
Itompokolahy RAZAFINJATO François-Xavier Koa amin’ny anaran’ny fiangonana FKMP manontolo no anehoana ny
fiaraha-miory miaraka amin’ny fianakaviany. “Miaraha mifaly amin’izay mifaly, ary miaraha mitomany amin’izay
mitomany.” (Rm. 12, 15) Mankahery ny fianakaviany ary
mitondra am-bavaka azy. Handry am-piadanana anie izy. |
|