|
“Mifankatiava
ianareo tahaka ny nitiavako anareo” ( Joany 15,
12 ) Fiangonana
Katolika Malagasy eto Paris sy Ile-de-France 171 Boulevard
Brune – 75 014 PARIS Site : http://www.fkmp.org/ |
|
|
FILAZANA MANJO |
|
|
Amin’ny finoana ny fitsanganan-ko
velona no hampandrenesanay anareo RAKOTOSON Julienne Teraka
RABODOANTOANDRO Vady navelan’iTompokolahy RAKOTOSON Dia nantsoin’ny
Ray hody any aminy teo amin’ny faha
96 taonany rahefa avy nandray ny
sakramenta fanomen’ny Eglizy ny zanany. Hoy: Ny Zanany: -RAZAFINDRAINIBE
Grégoire sy Haja -RAKOTONDRAINIBE Nicolas sy Lala -RATOVOSON Victor -RAOLISON Jean Baptiste -RAKOTOARISOA Jean Alfred sy Berthine -RAKOTOARISON Séraphin Rodolphe -RAFITOSON Clément sy Vony -RAFARANANTENAINA Agnès -RAKOTOSON Julie Dolly Ny Zafiny: Lanto sy Nivo,
Alain sy Fara, Fidy sy Noro, Mamy sy Mamitiana, Alain
sy Haingo, Sandy, Aurélie, Tiana, Yves sy Henintsoa, Mamy sy Faniry,
Patrick sy Narindra,
Patricia, Tsiry, Fetra sy Salohy, Sahaza,
Sahala, Tojo sy Rindra, Misa sy Rindra,
Rina, Raitra, Tahiana. Ny Zafikeliny: Aude, Bérénice,
Constance, Dylan, Anjaka, Fiaro,
Iritsara, Mboara, Anja, Soavina, Tanjona, Samuel,
Axel, Alicia, Ariane, Aina,
Tsisevaina, Tsitohaina, Tsilavina. Ny Terak’i
RAKOTOVAO sy RAFARA Ny Terak’i
RAININDREANALY sy RASALAMA Ny Fokontany
Ampasanimalo Ny Fokontany
Andandemy Ny EKAR Notre Dame De Ny nofony
dia hiala eto Ampasanimalo Lot VA 44 B ny Alahady maraina
amin’ny 07ora sy sasany, haterina any amin’ny toerana hiandrasany ny fitsanganan-ko velona any Andandemy Miadanandriana Manjakandriana, rehefa avy atao veloma
farany ho fanomezam-boninahitra
an’Andriamanitra ao amin’ny Ekar Notre dame de Hisy Sorona Masina ho fanaovam-beloma sy fisaorana an’Andriamanitra ao an-tranony ny Sabotsy 07 Janoary amin’ny 03 ora tolakandro. Izaho no fananganana sy fiainana ; izay mino Ahy ,na
dia maty aza, dia ho velona
indray.
(joa11, 25) |
|
|
FANKAHEREZANA |
|
|
Itompokovavy RAKOTOSON Julienne
Koa amin’ny anaran’ny fiangonana FKMP manontolo no anehoana ny
fiaraha-miory miaraka amin’ny fianakaviany. “Miaraha mifaly amin’izay mifaly, ary miaraha mitomany amin’izay
mitomany.” (Rm. 12, 15) Mankahery ny fianakaviany ary
mitondra am-bavaka azy. |
|