Fanirahana
ireo mpampianatra katesizy

« Mandehana ianareo, dia ataovy mpianatro ny firenena rehetra, manaova batemy azy amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina, sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo ; ary , indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan'ny fahataperan'izao tontolo izao » (Mt, 28, 19-20)

Izany no hafatra farany navelan'i Kristy tamin'ny mpianany alohan'ny andaozany azy ireo mandrakizay. Zava-dehibe izany hafatra farany izany ho antsika olombelona.
Io fanirahan'i Kristy no fanirahana antsika mpampianatra katesizy ; Ny Eveka, dimbin'ny Apostoly mivantana no mampita amintsika indray an'io hafatra io , koa tongava maro amin'ny lamesa fanirahana ny katesista izay hatao amin'ny sabotsy 12 septambra 2009 ho avy izao.

Message des évêques d’Ile-de-France 

Tous concernés par le catéchisme !

Aux chrétiens d’Ile-de-France

Chers frères et sœurs,

Vous allez découvrir dans les huit diocèses d’Ile-de-France le message de la campagne d’information pour le catéchisme de la rentrée 2009 : « Ensemble, allons à la rencontre de Jésus ».
L’enjeu de cette campagne est essentiel parce qu’aujourd’hui 70% des enfants scolarisés en France ne sont pas catéchisés et beaucoup n’ont jamais entendu parler du Christ. Grâce au catéchisme, ils peuvent enfin découvrir Jésus et l’Eglise. Et on constate que, parmi les enfants catéchisés en France, un sur dix se prépare au baptême.
La réussite de cette campagne dépend de chacun d’entre vous. En effet, il ne suffit pas seulement de poser des affiches sur les vitrines ou dans les abribus. Bien souvent les parents ne savent pas à qui s’adresser et attendent que l’Eglise fasse le premier pas pour les informer. Ils décideront d’inscrire leur enfant au catéchisme parce qu’ils auront pu en parler avec quelqu’un qui connait un peu la paroisse et qui leur aura expliqué la marche à suivre.
Pour que cette campagne soit un succès, il faut donc se poser un certain nombre de questions simples : avons-nous une attitude missionnaire par rapport au catéchisme ? Quel accueil, quelle écoute réservons-nous à ces familles qui ne savent pas toujours formuler leur demande ? Comment aller à la rencontre de ces parents ?
Réjouissons-nous ensemble de cette mission simple et bien concrète qui nous est confiée et portons toute ces familles dans notre prière.

Les évêques d’Ile-de-France

Fiatahana masina
Basilique Montmartre 20-21 desambra 2008
Mpanao tatitra : Fara Rasolojaona















Vatsim-panahy anio...
Tsindrio ny toko sy andininy dia misokatra ny vakin-teny

Fianarana KATESIZY
Isaky ny alahady
manomboka
amin'ny 2ora sy sasany
Nivory ny vaomieran'ny Litorjia sy Finoana tamin'ny asabotsy 12 novambra lasa teo. (Tatitra)












Mosaiques
Tsara ho fantatra...
Ny vaomieran'ny FINOANA no vaomiera fototra ifaharan’ny vaomiera sy sampana isan-karazany ato amin’ny FKMP, satria ny Fiainam-pinoana no mampivory sy mampiombona ny kristianina ato amin’ny FKMP.

Ny zava-kendreny dia ny mba hafahan’ny Malagasy kristianina tsirairay mitady an’Andriamanitra, mivelona ny finoana noraisiny amin’ny alalan’ny Tenin’Andriamanitra, amin’ny alalan’ny vavaka ary indrindra amin’ny alalan’ny Sorona Masina iombonana isak’Alahady.
Ny pretra no mitarika ny Vaomieran’ny Finoana ary entanin’ny laika. Solon-tena iray na roa isam-baomiera sy sampana miampy ireo kristianina mitolo-tena no mambra ao anatin’ity Vaomieran’ny Finoana ity.
Ireo andraikitra sahanin’ny Vaomieran’ny Finoana:
1 Voalohany dia miezaka ny hanampy ny kristianina handalina sy hiaina ny finoany : fankamasinana ny andro Alahady amin’ny famonjena ny Sorona Masina, fanaovana matsompanahy, laretirety sy pelerinazy,…

2 Faharoa dia ny fandaharana ny litorzia sy fampianarana na fanampiana ireo mpanentana litorzia mba ho tsara sy mampivavaka ny Sorona Masina atrehana.

3 Fahatelo dia ny fanabeazana ara-pinoana ny kristianina (ankizy, tanora, lehibe) sy fampianarana ireo izay te handray sakramenta (Batemy, Komonio, Fankaherezana, Mariazy).












  Thierry ANDRONIC