|
“Mifankatiava ianareo
tahaka ny nitiavako anareo” ( Joany 15, 12 ) Fiangonana Katolika Malagasy Paris sy Ile-de-France 171 Boulevard Brune – 75 014 PARIS Site : http://www.fkmp.org/ |
|
MATSOM-PANAHY
Ry Kristianina
havana malala eto amin’ny FKMP,
Andro vitsivitsy
sisa dia hiditra eo amin’ny
VANIM-POTOANAN’NY PAKA amin’ny
Taona Litorizika isika mianakavy, ny Fiangonana Eran-tany. Ho fanomanana
ny PAKA izay fety lehibe indrindra ao amin’ny Fiangonana dia
Manasa anao sy ny
ankohonanao ny FKMP amin’ny MATSOM-PANAHY izay hataony. Lohahevitra roa lehibe
no iaingan’ny fampianarana sy ny fifampizarana. Fotoam-bavaka sy
fandinihan-tena ihany koa ny fotoana tahak’izao.
Ø
Asabotsy
20 febroary 2010
“NY FIJALIANA HO AN’NY KRISTIANINA”
Le sens Chrétien de la souffrance
Ataon’i Mompera Théophile
RAKOTONIRINA
Ø Alahady
21 febroary 2010
« NY LITORIZIAN’NY ZOMA MASINA »
Ny toerana dia eny amin’ny
MISSIONS
FRANCISCAINES
CLARTE – DIEU
95, rue de Paris
91 400 ORSAY
Ny fandraisana anjara dia mirary dia mirary
Koa manantena anao sy ny ankohonanao
amin’izany fiomanam-panahy mandritra ny Karemy izany, mba hahafahantsika
mianakavy mankalaza amin’ny fomba manetriketrika ny PAKA.
« Ary
raha tsy nitsangana avy any amin’ny maty i Kristy, dia foana ny toriteninay,
foana koa ny finoanareo ! »
1 Kôrintianina 15,
14
Amin’ny anaran’ny FKMP
Ny Filohan’ny Filan-kevitra Pastôraly
Père Edmond RAKOTONDRAMANANA, Aumônier
PS : hitanao etsy
ambany ny fanoroan-dalana amin’ny fomba fankanesana eny an-toerana : fiara, RER
B, Bus, eny na tongotra aza.
|
Ligne B :
Direction Saint Rémy-Les-Chevreuse. |
|
En
voiture à partir de Paris
Paris Pont de Sèvres
* Prendre la 4 voies N118, direction "Chartres - Nantes - Orléans
etc." (rester sur la voie de gauche).
* A 18,4 km : sortie 11 : "Orsay centre".
Paris Porte d'Orléans
* Prendre l'autoroute A6a "Nantes - Bordeaux".
* A 10 km, sortie 5, prendre A10/E05/E50 "Palaiseau - Etampes"
* A 18,6 km, sortie "Orsay - Bures" par la RN188 [1].
* A 22,7 km, arrivée sur la RN118.
* A 23,5 km, Sortie 11 : "Orsay Centre". Suivre la plan ci-dessous (en rouge)
[1] pour les Bus, poursuivre jusqu'à la sortie "Chartres - Les Ullis - Orsay" à 3,5 km et rejoindre la RN118
A
partir de la Province :
Accès par l'A10/E05/E15 (Chartres - Orléans)
* A 22 km après le péage de Saint-Arnoult, sortir vers la RN118 "Rouen - Versailles". * Sortie 11 : "Orsay centre". Suivre le plan ci-dessous (en rouge)
Accès par A4 (autoroute de l'Est)
* Sortir à Lognes sur la RN104 (Francilienne). * Rejoindre l'A6-E15.
* Sortir à "Vers A10 - Palaiseau - Massy-" et prendre l'A126.
* Rejoindre l'A10/E105/E50. Suite comme en venant de la Porte d'Orléans.
(Attention pour les Bus)
Accès par l'A6-E15 (autoroute du Sud)
* Sortir à "Vers A10 - Palaiseau - Massy" et prendre l'A126.
* Rejoindre l'A10/E05/E50. Suite comme venant de la porte d'Orléans.
(Attention pour les Bus)
A partir d'autres villes de France : consulter le site http://www.mappy.com pour voir votre itinéraire.
Retour
de la Clarté-Dieu (en jaune)
A la RN118 : suivre sur le plan le parcours jaune
|
|
|
Le plan et la carte ont été fournis par la mairie
d'Orsay |
|
|
|
|
|
|
- La Clarté-Dieu 95 rue de Paris 91400 Orsay - Tél.: 01 69 28 45 71 - Con |