Hita soritra teny amin’ny endriky ny maro fa ANDRO LEHIBE iny andro iray iny.
Araka ny nolazain’ireo mpitarika ny fotoana dia nitombo indray ny vahoakan’Andriamanitra satria nanaiky antsitra-po ny ho tonga zanak’Andriamanitra i Dylan, Diana ary Typhanie teo ampandraisan’izy ireo ny Sakramentan’ny Batemy